Mifankatiava Ihany

Mifankatiava ihany, raha mbola velon’aina
Tsy misy toy izany o! no mampifaly saina
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa,ny ratsy ho adinona re
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa, ny ratsy ho adinona!

Mifankatiava ihany, raha mbola velon’aina
Tsy misy toy izany o! no mampifaly saina
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa, ny ratsy ho adinona re
Ny maty efa lasa, tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa, ny ratsy ho adinona!

Ah ah ah tsy fotoana ela,no hipetrahana eto
Ah ah ah andeha re mba hifamela!
Andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re mba hifamela