Ny Eo Akaikinao Sombinaina

Ndrematoa o,
Izany foko lasanao
Tsy miova,
Tsy mivadika anie aho,
Sombinaiko
Fa fitia varo-maty
Matokia
Ny miova sanatria. (x2)

Ny eo akaikinao
Sombinaiko,
No mba tiako
Fiangolana,
fitosiana
Eo ihany
No ifalifaliako
Afaka eo
Izany sento tomaniko

Ny eo anilanao
Re ry aiko
Tsy adinoko
Ho tadidy
Mandra-maty

Fa vita sary
Ato an-tsaiko
Ny eo akaikinao,
Izany havako izany

Ny eo akikinao …….